«Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy ; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.»
(2 Korintiana 5.17)
Zioga Volomparasy
Salamo 85
Vakiteny I : Isaïa 40.1-11
Vakiteny II : 2 Petera 3.8-14
Filazantsara : Marka 1.1-8
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11