FPMA TAFO NICE

Alahady 6 Mey

Catégorie
CULTE
Date
6 mai 2018 15:30
Lieu
4, rue Melchior de Vogüé - 4 Rue Melchior de Vogue
06000 Nice, France

ZANAK’ANDRIAMANITRA MIKOLOKOLO NY FINOANY

«Ary mba toy izany koa ny finoana,
raha tsy misy asa, dia maty mihitsy.»

(Jakoba 2.17)

Alahady 6 Mey

Zioga Fotsy

Salamo 98

Vakiteny I : Asan'ny Apostoly 10.25-48

Vakiteny II : 1 Jaona 4.7-10

Filazantsara : Jaona 15.9-17


 
 

Diary

Lettre Mensuelle

 

VERS LE HAUT