FPMA TAFO NICE

Alahady 10 Jona

Catégorie
CULTE
Date
10 juin 2018 15:30
Lieu
4, rue Melchior de Vogüé - 4 Rue Melchior de Vogue
06000 Nice, France

ZANAK’ANDRIAMANITRA MIKOLOKOLO NY FINOANY

«Ary mba toy izany koa ny finoana,
raha tsy misy asa, dia maty mihitsy.»

(Jakoba 2.17)

Alahady 10 Jona

Zioga Maintso

Salamo 130

Vakiteny I : Genesisy 3.9-15

Vakiteny II : 2 Korintiana 4.13-5.1

Filazantsara : Marka 3.20-35


 
 

Diary

Lettre Mensuelle

 

VERS LE HAUT