Alahady 27 Janoary
Salamo (DIEM) 19.8-15
Vakiteny I (DIEM) : Nehemia 8.1-10
Vakiteny 2 (DIEM) : 1 Korintiana 12.12-30
Vaovao Mahafaly (DIEM) : Lioka 1.1-4;4.14-21
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11