MPIANATRY NY TOMPO MIFANKATIA
«Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.»
(Jaona 13.35)
Zioga Fotsy
Salamo 30
Vakiteny I : Asan'ny Apostoly 5.27-41
Vakiteny II : Apokalypsy 5.11-14
Filazantsara : Jaona 21.1-19
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11