MPIANATRY NY TOMPO MIFANKATIA
«Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.»
(Jaona 13.35)
Zioga Fotsy
Salamo 128
Vakiteny I : Ohabolana 23.15-26
Vakiteny II : Kolosiana 3.12-21
Filazantsara : Matio 2.13-15,19-23
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11