« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
FIVORIAMBEN'NY MPANDRAY / TETIM-BOLA 2022
Zioga Maintso
Salamo 96
Vakiteny I : Isaïa 62.1-5
Vakiteny II : 1 Korintiana 12.4-11
Filazantsara : Jaona 2.1-12
ENTINA AMBAVAKA : Vaomiera Fiainana ny Finoana sy Fitomboana
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11