« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Fotsy
Salamo 67
Vakiteny I : Asan'ny Apostoly 15.1-29
Vakiteny II : Apokalypsy 21.10-23
Filazantsara : Jaona 14.23-29
ENTINA AMBAVAKA : Vaomiera Litorjia
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11