Lieu: 4, rue Melchior de Vogüé
« Fa aoka ho mpankatò ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo. »
Jakoba 1.22
Zioga Mena
Salamo 18
Vakiteny I : Eksodosy 22.20-26
Vakiteny II : 1 Tesaloniana 1.5-10
Filazantsara : Matio 22.34-40
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11